Thomas Collins (jiolahin-tsambo)

I Thomas Collins (maty tamin' ny taona 1719) dia jiolahin-tsambo taty amin' ny Ranomasimbe Indianina. Ahafantarana azy indrindra ny fitarihana toeram-ponenana jiolahin-tsambo sy toeram-pivarotana teto Madagasikara.

Jereo koa

hanova