I Adam Baldridge (izay tsy fantatra ny taona nahaterahany), dia maty tamin' ny manodidina ny faha enimpolo taonany tamin' ny taona 1697, dia jiolahin-tsambo anglisy. Anisan' ny mpanorina voalohany ny zanatanin-jiolahin-tsambo teto Madagasikara izy.

Jereo koa

hanova