Télévision Malagasy
(tonga teto avy amin'ny Televiziôna Malagasy)
Ny Televiziona Malagasy (TVM) dia ny mpandefa ny haino aman-jery amin'ny fahitalavitra ary ny firenena sy ny fanjakana malagasy no tompony. Naorina tamin'ny taona 1965 ilay izy tamin'ny vanim-potoana nitondran'iPhilibert Tsiranana.
Mba hahafahan'ilay televiziônam-pirenena manaparitaka ny sary sy ny feo eran'i Madagasikara, dia hofainy amin'ny EutelSat ny faritra 16° Atsinanan'ny Zanabolan'i EutelSat. Torak'izany ihany koa ny fomba fanaparitahany ny feon'ny Radio Madagasikara eo amin'ny onjam-peo FM.[1][2], izay mitondra mari-drefy 99.00Mhz.
Jereo koa
hanovaRohy ivelany
hanova- Tranonkala ofisialy Archived Oktobra 14, 2012 at the Wayback Machine