Radio Madagasikara

Radio Madagasikara dia onjam-peom-pirenena malagasy mandefa ny fandaharany amin'ny alalan'ny onja FM ary ny onja fohy. Amin'ny onja FM izy dia mandefa ny fandaharany amin'ny hatetik'onja 99,2 MHz, ary amin'ny onja fohy (SW) dia 5.010 kHz na 59,83 m raha amin'ny halavan'onja.

Jereo koa:

Televiziona Malagasy

Radio sy Televiziona Malagasy

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.