Tany Nampanantenaina

(tonga teto avy amin'ny Tany nampanantenaina)

Ny Tany nampanantenaina dia faritra izay tondroin' ny Torah (ny Baiboly hebreo), hatramin' ny Genesisy hoe "Tanin' i Israely" ao amin' ny Tany Kanaana, izay "tany tondra-dronono sy tantely", nampanantenain' Andriamanitra ny patriarka hebreo Abrahama sy ny taranany amin' ny alalan' i Isaaka sy Jakôba, toy ny fampanantenana fiainana. Amin' ny teny hebreo izy dia atao hoe הארץ המובטחת / ha'aretz hamuvtakhat fa amin' ny teny arabo kosa dia أرض الميعاد / ard al-mi'ad.

Ny Tany nampanantenaina ny Zanak' i Israely, araka ny Nomery na Fanisana toko faha-34 (tsipika mena) sy ny Ezekiela toko faha-47 (tsipika manga).

Jereo koa hanova