Tanjona Vilanandro

Ny Tanjona Vilanandro na Cape Saint-André amin' ny teny frantsay, dia tanjona any avaratra-andrefan' i Madagasikara. Ao amin' ny Lakandranon' i Môzambika, atsimo-andrefan' i Mahajanga no misy azy.

Jereo koa hanova