Ny Tanjona Bobaomby na Cap d'Ambre dia tanjona eo amin' ny tendrony avaratr' i Madagasikara, any amin' ny faritra atsimo-andrefan' ny Ranomasimbe Indianina. Izy io dia ao amin' ny Faritanin' Antsiranana (na Diego-Suarez).

Jereo koa hanova