Fiteny simoaly

(tonga teto avy amin'ny Shimwali)

Ny fiteny simoaly na fiteny môheliana dia endriky ny fiteny kômôriana (sampan'ny vondrom-piteny soahily izay sampan'ny vondrom-piteny banto) tenenina ao amin'ny nosy Moaly na Môhely.

Jereo koa hanova

Fiteny kômôriana: