Ny fiteny singazija na fiteny kômôriana lehibe dia endriky ny fiteny kômôriana (sampan'ny vondrom-piteny soahily izay sampan'ny vondrom-piteny banto) tenenina ao amin'ny nosy Ngazija na Kômôro Lehibe.

Jereo koa hanova

Fiteny kômôriana: