Ny fiteny sinjoany na fiteny anjoaney dia endriky ny fiteny kômôriana (sampan'ny vondrom-piteny soahily izay sampan'ny vondrom-piteny banto) tenenina ao amin'ny nosy Njoany na Anjoany.

Jereo koa hanova

Fiteny kômôriana: