Sevila
Sevila
| |||
![]() | |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 699,145 mpo. mponina | ||
Tanànan-dehibe | 699,145 mpo. | ||
Ben'ny tanàna | Alfredo Sánchez Monteseirín | ||
Firenena | NC | ||
Faritany | NC | ||
Faritra | NC |
Tanàna any atsimon'i Espaina Sevila, izy no renivohitra ny faritany ny Sevila sy renivohitra ny Andalosia.
TantaraHanova
Andro ny RomanaHanova
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Betsaka koa ny soratra misy tamin'ny andro ny Romana, kanefa feno zavatra tsy mazava io tantara io.
Taona AntononyHanova
Spalia VizigôtikaHanova
JeografiaHanova
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Jereo koaHanova
Rohy IvelanyHanova
- Visite virtuelle de Séville avec Google Street View
- Mairie de Séville
- Séville Photos Archived Mey 11, 2005 at the Wayback Machine
- Islamic Seville par Paul Lunde
- Photos de Séville Anglais
- Fotos de Sevilla Espagnol
- Guide de Séville Archived Janoary 29, 2009 at the Wayback Machine Français
Nampatapitra ny Soevy any Hispania ny ady ny Órbigo, nanomboka nivelatra ny Vizigôty ao anatin'ny tanjona iberika. Lasa ny Vizigôty tsikelikely ny faritan'ny tanjona. Ny renivohitra ny Empira-ny dia any Toulouse (frantsa), any atsimo ny Azora, miaraka amin'ny Franka
Maty i Alarika faha Roa tamin'ny Ady ny Vouillé, nanomboka nihidina tany atsimo ny Vizigôta teo arinan'io. Nanomboka mandresy ny Hispania i Geisalic tamin'ny 507. Any Toledy ny tokotan-ny.