Romuald Rakotondrabe

Romuald Rakotondrabe
Ankapobeny
Anarana Romuald Rakotondrabe
Teraka 25 Mey 1965
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Madagasikara
Asa :
Fiainana manokana

Romuald Rakotondrabe (alias Roro) teraka ny 25 Mey 1965 tao Fianarantsoa. dia mpilalao FC BFV teo aloha ary mpanazatra baolina kitra nasionalin’ny ekipa malagasy.[1]

Mpanazatra ny ekipam-pirenen’i  Madagasikara hatramin’ny taona 30 mey 2023.

nodimbiasany: Éric Rabésandratana

Jereo koa

hanova