Río de la Plata

(tonga teto avy amin'ny Rio de la Plata)

Ny Río de la Plata (espaniola: renirano volafotsy) dia vavahadin'ny renirano lehibe any Amerika Atsimo, Paraná (renirano) sy Uruguay (renirano), mirefy 290 km ny lavany ary mahatratra 220 km ny sakany mankany amin'ny Oseana Atlantika. Ny ranon'ny Río de la Plata dia manjavozavo noho ny fidiran'ny fotaka misy loaka

Rio de la Plata
Rio de la Plata