Rembrandt
Rembrandt | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Rembrandt | ||
Teraka | 15 Jolay 1606 | ||
Maty | 4 Oktobra 1669 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
I Rembrandt Harmenszoon van Rijn, izay antsoina matetika amin'ny anarany voalohany hoe Rembrandt, dia mpanao hosodoko sy mpanao pirinty neerlandey. Teraka tao Leiden tamin' ny 15 Jolay 1606 na 1607 izy ary maty tamin' ny 4 Oktobra 1669 tao Amsterdam. Mpanakanto nanao fanavaozana sy nanao asa betsaka izy, amin' ny ankapobeny dia heverina ho anisan' ny mpanao zavakanto hita maso lehibe indrindra teo amin' ny tantaran' ny hosodoko izy ary anisan' ny mpanao hosodoko manan-danja indrindra tao amin' ny Sekoly Hôlandey (neerlandey: Hollandse School) tamin' ny taonjato faha-17 izay Andro Volamena Neerlandey (neerlandey: Gouden Eeuw).
Ny fiainany manokana
hanovaNy vadiny dia Saskia van Uylenburgh. Ny zanany dia Titus van Rijn, Cornelia van Rijn.
Jereo koa
hanovaRohy ivelany
hanova- Ao amin'i Freebase: [1] Archived Oktobra 16, 2015 at the Wayback Machine