Rafitra presbiteriana sinôdaly

Ny rafitra presbiteriana sinôdaly dia rafi-pitantanam-piangonana izay tsy hita afa-tsy ao amin' ny fiangonana prôtestanta, indrindra ao amin' ireo fiangonana nohavaozina. Ahitana dingana roa ao amin' izany rafitra izany, dia ny dingana ao amin' ny fiangonana isan-toerana (trano fiangonana tsirairay) izay tarihin' ny filankevitry ny loholona, sy ny dingana nasiônaly, atao hoe sinôda, izay ahitana solontena voafidin' ny ao amin' ireo dingana isan-toerana, ka mitovy isa ny pastora (na mpitandrina) sy ny mpino tsotra (loholona).

Jereo koa hanova