Rafitra episkôpaly

Ny rafitra episkôpaly na episkôpaliana dia rafi-pitantanam-piangonana ahitana antanan-tohatra maro misy ireo mpitondra fiangonana, ka ny mpitondra fiangonana isan-toerana dia atao hoe eveka.

Jereo koa hanova