Photosynthesis
Rafitra amin'ny alalan'io mitombo ny ankamaroan'ny zavamaniry. Mampiasa ny hirana avy amin'ny masoandro fa manambatra ny karbaona tamin'ny gazy karbonika amin'ny hydrogène tamin'ny rano, fa manao molekiola gliokaozy ny zavamaniry. Ny karbaona amin'ny gazy lasa mafy ny alalan'photosynthesis.[1]
Fandriky angovo avy amin'ny masoandro, sy fahana ny ankamaroan'ny zavamanan'aina ny photosynthesis.
Katsentsitra izany tsy miphotosynthesis vitsy dia zavamaniry (ohatra amin'ny Madagasikara: Hydnora (voantany), Korthalsella sy Harveya (parakinambo)).[2]