I Panônia (latina: Pannonia) dia faritra ara-tantara tao Eorôpa Afovoany, faritany tao amin' ny Empira Rômana voafaritr' i Danube any avaratra sy atsinanana, miankandrefana miaraka amin' i Noricum sy Italia ambony, ary mianatsimo miaraka amin' i Dalmatia sy Moesia ambony. Ankehitrny dia misy ampahany tamin' ny tanin' i Panônia ny ao Hôngria andrefana, ny ao Slôvakia andrefana, ny ao Aotrisy atsinanana, ny ao Krôasia avaratra, ny ao Serbia avaratra-andrefana, ny ao Slôvenia avaratra, ary ny ao Bôsnia sy Herzegôvina avaratra.

Panônia