Salama! Druryhunter36 aho, ary ity no pejiko mpampiasa!

Ankehitriny, Sabotsy 27 Aprily 2024 - 16:59 - Misy takelaka 97 129 izao eto amin'ny wikipedia.
[[mpikambana:{{{mpikambana}}}|Pejim-pikambana]] | [[user talk:{{{mpikambana}}}|Pejin-dresaka]] | [[User:{{{mpikambana}}}/Tokony atao|Tokony atao]] | [[User:{{{mpikambana}}}/{{{pejin-asa}}}|Pejin-asa]] | [[{{{Fandraisana}}}|peji-fandraisany]]
[[Special:Contributions/{{{mpikambana}}}|zava-bitany]] | fandraisan-anjarany
  

=== [[user:{{{Mpikambana}}}|{{{Mpikambana}}}]] – [[dinika amin'ny mpikambana:{{{Mpikambana}}}|Dinika]]===

{{{Resaka}}}Ny Mpikambana, manana sy tsy manana kaonty eto amin'ny wikipedia malagasy, mety manana sata maro ny mpikambana ny Wikipedia.

Ny farany ambany indrindra dia ny mpikambana IP, Ny mpikambana IP dia vitsy no zavatra afa azo ataony ankotran'ny manolo sy mamorona pejy, fa misy pejy sasany tsy afaka ovainy satria izy ireo mety voaaro, an-tsasany oatra, kanefa ny mpikambana voasoratra eto afaka manolo an'io pejy io efatra andro teo arinan'ny fisoratany teto. Tsindrio eto rehefa tia hanoratra anarana ianao.

Rehefa manomboka mahaihay mitanana ianao, afaka mangataka ho mpandrindra ianao, mangataha eto. Rehefa tsara ho anao ny fifidianan'ny kômonitia, ampetrao eto ny fangatahanao (amin'ny fiteny anglisy) ary ampio eo ity rohy ity :

Rehefa manomboka miangeza ity Wikipedia ity, afaka lasa Borôkraty ny mpandrindra : Fa mandalo eo amin'ny fangatahana koa ny mpandrindra izay tia ho borôkraty.

{{{ip}}} : {{{faharetana}}}

{{{dinika}}}

   

[[user:{{{Mpikambana}}}|{{{Mpikambana}}}]] – [[dinika amin'ny mpikambana:{{{Mpikambana}}}|Dinika]]

{{{Resaka}}}

[[{{{1}}}]]([[dinika:{{{1}}}|d]])

[[help:{{{1}}}|{{{1}}}]]([[Dinika amin'ny fanampiana:{{{1}}}|d]])

{{{ip}}} : {{{faharetana}}}

{{{dinika}}}

Tonga soa

Tonga soa eto amin'ity wikipedia ity ianao... tetikasa iray lehibe iarahantsika manamboatra ny encyclopédie malagasy amin'ny internet. Raha tianao dia azonao atao ny misoratra ho mpikambana. Mba hahazoantsika sary antsaina hoe ahoana ny momba ny wikipedia dia azontsika jerena ny amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy.

Raha misy fanontaniana na sosokevitra dia mandehana eto. Misaotra betsaka.

 

Inona no maika indrindra ?

  • Raha misy afaka manampy dia maika indrindra ny fandikana amin'ny teny gasy ireo teny rehetra miasa amin'ity fitaovana ity. Jereo eto ary dia mametraha sosokevitra amin'ny dinika (talk) isaky ny teny.
  • Amin'izao fotoana izao dia misy teny 97 129? voaangona ato... dia miandry anao hanatevin-daharana.

Ireo takelaka 5 farany vita

26 Aprily 2024

24 Aprily 2024


Fangatahana ho lasa Mpandrindra

  

BeGasyDinika

Miarahaba tompoko!


Voninahitra ho ahy izay voalaza anarana etsy ambony no hanaovako izao fangatahana izao.

Toy izao manaraka izao ary ny momba ahy voalohany indrindra :

Ny tena anarako dia Bezara Roussel Florent, izaho dia mpianatra malagasy mianatra eto amin'ny Oniversite Mahajanga. Nanomboka niditra teto amin'i Wikipedia izaho tamin'ny 2013 anefa tsy dia nahafehy ny fampiasana ireo syntaxe wikipedia. Na dia izany aza dia niezaka hatrany aho nanoratra ny lahatsoratra tamin'ny teny malagasy. Roa taona taty aoriana, dia efa mahafehy tsara ireo fitaovana Mediawiki aho, ka nanomboka teo dia nanatombo sy nanatsara hatrany ny wikipedia malagasy aho.

Eto amin'ny wikipedia malagasy indray, dia vitsy dia vitsy ny mpikambana mavitrika amin'izao fotoana izao, ka mangataka ho lasa mpandrindran'ity wikipedia ity izaho. Ny antony manokana hangatahako ny zon'ny mpandrindra dia ny tenako mazoto sady tena tia hikarakara ity wiki ity, ary indrindra indrindra, manadio sy manaramaso ny lahatsoratra ary ny votoatiny, izay ho vitaina tsaratsara kokoa raha manana ny fitaovan'ny mpandrindra. Ankoatran'ny "asa fikojakojana" ny wiki moa dia misy antony faharoa indray : mahatsapa aho fa vitsy kely ireo mpandrindra wiki ity, hany ka betsaka ny lahatsoratra tsy voaharamaso, eo koa ny tsy fananan'ireo mpandrindra wiki ity ny fotoana. Ka heveriko arak'izany fa ilaina ny fanampina ny mpandrindra ary mino aho fa ny olona vonona sy mahafoy fotoana no tadiavina amin'ity Wikipedia malagasy ity.

Na dia kely aza ny mpandray anjara, betsaka ny asa kojakoja tokony hatao, nohon'ireo spam indrindra indrindra, ary koa noho ireo asa kojakoja ary ireo asa fanovana ny pejy voaaro (toa ny pejy fandraisana ary ny pejy misy ny endrika vangovango) sy ny asa fanakanana mpikambana mpanao spam.

Koa raiso tompoko ny voninahitra sy haja lehibe atolotro ho anareo.

MISAOTRA TOMPOKO!


--Be-Wiki-Gasy (discussion) 25 Mey 2015 à 15:22 (UTC)=== [[{{{takelaka}}}]] ([[Dinika:{{{1}}}|dinika]]) ===

  • Ny antony : {{{antony}}}.