Moshe Dayan
Ankapobeny
Anarana Moshe Dayan
Teraka 20 Mey 1915
Maty 16 Oktobra 1981
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Israely
Asa :
Fiainana manokana

I Moshe Dayan (hebreo מֹשֶׁה דַּיָּן ), teraka tamin'ny 20 Mey 1915 tao Kibbutz Degania Alef; maty ny 16 Oktobra 1981 tao Tel Aviv) dia jeneraly sy mpanao politika israeliana.

  • Nanomboka tamin'ny 1953 ka hatramin'ny 1958 izy no Lehiben'ny Etamazaoro Jeneraly (Ramatkal) tao amin'ny Tafika Fiarovana Israeliana.
Moshe Dayan
  • Niala tamin'ny antoko i Dayan tamin'ny 1977 ary lasa minisitry ny raharaham-bahiny teo ambany fitarihan'i Menahem Begin.

Rohy ivelany

hanova
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.