Ny milina fikajiana dia zavatra noforonin'ny olombelona natao hikajy sy handraraha ny asa eny amin'ny birao na andavan'andro.

Ny milina fikajiana dia mihamatanjaka sy miha-matotra isan'andro nohon'ny fandrosoana sy fivoaran'ny fikaroahana amin'io taranja io ka mahatonga azy hampitoviana amin'ny sainan'olombelona. Izay indraindray no antsoin'azy hoe: solosaina.

Manana fitadidiana sy fahalalana na programa mandrindra izany ilay milina.

Ny milina fikajiana dia azo zaraina sokajy roa; eo ny Rindrankajy ary eo ny Hardware.