Ny Mpanentana dia ireo olona manana talenta amin'ny sehatra fanentanana, ohatra : ny mpanentana amin'ny Radiô, Televiziona, Seho-sehatra, Kabary, Lalao, Fety, sns. Araka izany dia ny mpanentana dia manao asa fanentanana amin'ny sehatra maro, lazaina koa fa mpanakanto ny mpanentana satria nohon'izy manana talenta.

Norman McLaren mikirakira sehatra filma - 1944

Niandohany hanova

Mampiavaka azy hanova

Ao amin'ny Sosialy hanova

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Mpanentana ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.