Olombelona
(tonga teto avy amin'ny Olona)
Ny olombelona dia karazana biby hominide mandeha amin' ny tongotra roa. Ny olombelona dia malaza amin' ny fahakingan' ny sainy, ny fomba amam-panaony, ny fiteniny, ary ny fandrindrany ny tontolo iainany.

Ny olombelona dia zavaboary miavaka amin' ny rehetra noho ny fananany saina handinika, vatana itoeran' ny hery ary ny fananany fanahy hahafantarana ny tsara sy ny ratsy nany tokony hatao sy ny tsy tokony hatao eo amin' ny fiainany. Ny olombelona dia fiatambaran' ny vatana, saina, fo, ary fanahy