Jerôbôama II: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Jeroboama II ho Jerôbôama II i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Jeroboam II.jpg|vignette|264x264px|I Jeroboama II, araka ny Promptuarii Iconum Insigniorum (1553)]]
I '''JeroboamaJerôbôama II''' dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] tamin'ny taona 782 hatramin'ny 753 tal . J.K. Nandimby an-drainy [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|JoasyJôasy]] (na JoasaJôasa) izy ka nanjaka nandritra ny 40 taona tao Israely. Nandimby azy i [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] zanany. Na dia nanoro hevitra azy aza ny mpaminany [[Hosea (mpaminany)|Hosea]]Hôsea (na OseaÔsea) sy [[Amosa|Amôsa]] (na AmosyAmôsy) dia nanohy ny fitondran-tenany ratsin'ireo mpanjaka nodimbiasiny izy.
 
Nalain'i JeroboamaJerôbôama II tamin'i Arama ireo faritanin'i [[Amona (fanjakana)|AmonaAmôna]] sy [[Moaba (fanjakana)|MoabaMôaba]] ao atsinanan'ny ony [[Jordana (ony)|Jordana]] izay nalain'i [[Hazaela]] mpanjakan'i Arama-Damasy (na Arama-Damaskosy) tany aloha tamin'ny andron'ny mpanjaka [[Jeho]]. Tanteraka noho izany ny faminanian'i [[Bokin'i Jona|JonaJôna]] (na JonasaJônasa).
 
== Ny anarany ==
Andalana faha-12:
 
=== Mpanjakan'i Israely ===
[[Saoly]] - [[Isboseta]] - [[Davida (mpanjaka)|Davida]] - [[Solomona|Sôlômôna]] (na Salômôna) - [[Jeroboama I|Jerôbôama I]] - [[Nadaba]] - [[Baasa]] (na Basa) - [[Ela (mpanjakan'i Israely)|Ela]] - [[Zimry]] - [[Omry|Ômry]] - [[Ahaba]] (na Akaba) - [[Ahazia (mpanjakan'i Israely)|Ahazia]] (na OkoziasaÔkôziasa) - [[Jorama (mpanjakan'i Israely)|Jorama]] - [[Jeho]] - [[Joahaza (mpanjakan'i Israely)|JoahazaJôahaza]] (na JoakazaJôakaza) - [[Joasy (mpanjakan'i Israely)|JoasyJôasy]] (na JoasaJôasa) - [[JeroboamaJerôbôama II]] - [[Zakaria (mpanjakan'i Israely)|Zakaria]] - [[Saloma (mpanjakan'i Israely)|SalomaSalôma]] - [[Menahema]] - [[Pekahia]] (na Faseia) - [[Peka (mpanjakan'i Israely)|Peka]] (na Fasea) - [[Hosea (mpanjakan'i Israely)|HoseaHôsea]] (na OseaÔsea).