Nobia : Fahasamihafan'ny versiona roa

55 octets ajoutés ,  il y a 5 mois
+pict
(+pict)
 
[[File:A journey of a thousand miles.jpg|thumb|Nobia]]
I '''Nobia''' dia faritra maina (tany efitra) ao amin'ny tapany avaratr'i [[Sodàna]] sy ny tendrony atsimon'i [[Egipta]] izay manamorona an'i [[Nily]]. Tamin'ny [[Andro Taloha]] dia fanakana mahaleo tena i Nobia izay nisy mponina miteny amin'ny fitenim-paritra iray sampana amin'ny [[fiteny nilo-sahariana]]. Nifarana tamin'ny taona 1970 ny fitenenana amin'ny fiteny birgidy, izay fitenim-parita notenenina tao avaratr'i Nyala ao [[Sodàna]], ao [[Darfora]]. Ny fiteny nobiana tranainy dia nanoratana ny akamaroan'ny lahatsoratra ara-pivavahana teo anelanelan'ny taonjato faha-8 sy faha-9.
41

modifications