Asan' ny Apôstôly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Asan'ny Apostoly ho Asan'ny Apôstôly i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Asan'ny Apostoly|'''Asan'ny''' '''ApostolyApôstôly''']] dia boky fahadimy ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]]. Ny Asan'ny Apostoly dia mitantara ny fiainan'ny fiangonana kristiana tany am-piandohana. Tohin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]'' izy. Mitantara ny fanatanterahan'ireo Apostoly ny iraka nampanaovin'i [[Jesosy]] azy ireo hitory ny Vaovao mahafaly ao amin'ny [[Jiosy]] sy amin'ny firenena [[jentilisa]] (Asa 1.8) ho lasa zanak'Andriamanitra io boky io. Mitantara koa ny fifandirana nisy teo amin'ny Jiosy tsy kristiana sy ireo Kristiana ny amin'i Jesosy ny Asan'ny Apostoly (Asa 4.1-31; 7.1-59). Ny [[Fanahy Masina|Fanahin'Andriamanitra]] no hitarika azy ireo hitory ny Vaovao mahafalin'i Jesosy amin'ny firenena rehetra. I [[Paoly (apostoly)|Paoly]], izay tsy isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apôstôly roa ambin'ny folo]], no tantaraina ao amin'ny Asan'ny Apostoly fa nafana fo indrindra tamin'ny fitoriana ny Vaovao mahafaly taorian'ny niovany fo avy amin'ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]] ho amin'ny fanarahana an'i Kristy.
 
== Anaran'ny boky ==