Fiteny hindỳ: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiteny hindi ho Fiteny hindy i Thelezifor : Atao malagasy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-18:
|notice=Indic}}
 
Ny '''fiteny hindihindỳ''' (amin'ny fiteny hindi hindỳ: hindīहिन्दी / हिन्दी''hindī'') dia tenim-pirenen'i [[India]]. Ny isan'ny olona miteny ny fiteny hindihindỳ dia misy 480 tapitrisa eo ho eo, 360 tapitrisa amin'ireo no manana ny fiteny hindiahindỳ tenin-dreny. Amin'ny lafiny ofisialy, nampiasaina ho ''lingua franca'' any India ny fiteny hindihindỳ, kanefa 40 isan-jaton'ny olona fotsiny no mampiasa io fiteny io any India. Any avaratr'i India no misy ny ankabeazan'ny mpiteny hindihindỳ. Fiteny voasokajy amin'ny ratsana arianin'ny [[fiteny indo-eorôpeanina]] io fiteny io, nipoitra avy amin'ny [[fiteny sanskrity]] sy prakrity, soratana amin'ny alalan'ny [[abogida]] devanagari.
 
Ny [[fiteny urdu]]ordò dia mitovy be amin'ny fiteny hindihindỳ fa soratana amin'ny [[abidy arabo]], amin'ny fiova persana. Be teny avy amin'ny fiteny pesanapersana sy avy amin'ny [[fiteny arabo]] ny fiteny urduordò. Mifanakaiky be ny ava-peon'ireo fiteny ireo ary, talohan'ny fisarahan'i India sy i Pakistana tamin'ny 1947, fiteny iray ihany ireo, ary [[Hindustani]] ny anaran'ilay fiteny.
 
== Jereo koa ==
 
* [[fitenyFiteny urduordò]]
* [[India]]