Fiteny anatôliana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny indo-eoropeana
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Janoary 2020 à 11:03

Ny fiteny anatôliana dia vondrom-piteny ahitana ireo fiteny maty notenenina tao Anatolia tamin'ny Andro Taloha toy ny fiteny hitita, fiteny lovita, fiteny palaita, fiteny lidiana, fiteny likiana, fiteny miliana, fiteny kariana, fiteny sidetika ary ny fiteny pisidiana.