Filazantsara sinôptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Filazantsara synoptika ho Filazantsara sinoptika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina : ny -y- anaty teny dia nosoloana -i- araka ny fitsipi-panoratana ny teny malagasy.
Andalana faha-1:
'''Filazantsara sinoptika''' (na '''synoptika''') na '''Evanjely synoptikasinoptika''' na '''Vaovao Mahafaly''' '''synoptikasinoptika''' no ilazana ireo [[filazantsara]] telo voalohany ao amin'ny [[Baiboly]], dia ny ''[[Filazantsara araka an'i Matio]]'' sy ny ''[[Filazantsara araka an'i Marka]]'' ary ny ''[[Filazantsara araka an'i Lioka]]''. Atao hoe synoptikasinoptika izy ireo noho izy maneho amin'ny fomba mitovy amin'ny ankapobeny ny fiainana sy ny fampianaran'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]].
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''sinoptika'' na ''synoptika'' dia avy amin'ny teny grika hoe ''συνοψις'' (''synopsis / sunopsis'') izay azo sarahana roa, ''συν'' (midika hoe : « miaraka ») sy ''οψις'' (midika hoe « mahita »). Ny hoe ''synopsis'' izany dia azo adika ara-bakiteny hoe "fitoviam-pahitana" na "fitoviam-pijery". Ny hoe ''synoptika'' (avy amin'ny teny grika hoe συνοπτικός / ''synoptikos'') dia azo adika hoe "manao indray mijery", satria azo atao mifanila ireo asa soratra telo ireo.
 
== Fampitahana ireo Filazantsara synoptikasinoptika ==
Misy fitoviany maro ireo Filazantsara ireo. Na dia izany aza dia samy manana ny mampiavaka azy ihany koa izy ireo tsirairay.
 
=== Fitovianan'ny Filazantsara ===
Ny fitoviana ao amin'ireo Filazantsara synoptikasinoptika dia mety ho an'izy telo miaraka na ho an'ny tsiroaroa fotsiny.
 
==== Fitovian'ny Filazantsara telo ====
Andalana faha-65:
Misy ireo andalan-tsoratra izay ana filazantsara iray manokana fa tsy hita amin'ny filazantsara roa hafa.
 
==== Ny perikopa anperikopan'ny Filazantsaran'i Matio manokana ====
Ireto ireo perikopa an'i Matio manokana fa tsy hita na ao amin'i Marka na ao amin'i Lioka:
* ny fanoharana ny amin'ilay voambary sy ny [[tsimparifary]];
Andalana faha-76:
* ny fanoharana ny amin'ireo virijiny folo.
 
==== Ny perikopa anperikopan'ny Filazantsaran'i Lioka manokana ====
Ireto ireo perikopa an'i Lioka manokana fa tsy hita na ao amin'i Matio na ao amin'i Lioka:
* ny fanoharana ny amin'ilay [[Samaritana]] tsara fanahy;