Joany (evanjelista): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k pejy vaovao, lehibe noho ny teo aloha
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Naitatra kely sady natao malagasy ny anarana
Andalana faha-1:
{{infobox olona
|sary=Grandes Heures Anne de Bretagne Saint Jean.jpg
|sary=
|anarana=JeanJaona na Joany
|teraka=taona 15
|maty=1 Janoarytaona 100
|firenena=
|mpiaraka=
|asa=Evanjelista
 
|taona niasàna=
}}
I '''Joany''' na '''Jaona''' evanjelista dia heverina ho ilay "mpianatra tian'i Jesoa indrindra", isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo, tsy voatonona anarana ao amin'ny ''[[Filazantsara araka an'i Jaona]]'' izy amin'ny maha mpanoratra azy.
'''Jean''' dia ary maty ny 1 Janoary 100
 
Heverina ho nanoratra ireo [[Epistily voalohany nosoratan'i Jaona|''Epistily'' voalohany]] sy [[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona|faharoa]] ary [[Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona|fahatelo]] mitondra ny anarany koa izy. Betsaka anefa ireo mpikaroka momba ny Baiboly izay milaza fa olona samy hafa no nanoratra ny tsirairay amin'ireo boky ireo. Izy no heverina fa nanoratra ny ''[[Apokalypsin'i Jaona]]''.
 
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]