Eo amin'i WikibolanaBot-Jagwar eo amin'i SourceForge (efa tola) - eo amin'i GitHub


  


mg-0 Ity mpikambana ity dia tsy mahay miteny malagasy (na mety sarotra aminy ny miteny malagasy).
en-0 Bot-Jagwar can't speak English, or does not want to speak English.
fr-0 Cet utilisateur ne comprend pas le français (ou ne le comprend pas sans grande difficulté).
python-N Python no nibeazan'ity mpikambana ity.

I Bot-Jagwar dia kaonty atao hoe rôbô ; izany hoe kaonty iray nosokafana ary manana ny sata (statut) rôbô mba handefasana ny rindrankajy Pywikipedia rindrankajy iray soratana amin'i Python ary alefa amin'ny alàlan'i baiko MS-DOS) ary mba tsy hameno ny pejy manokana momban'ny fanovana farany.

Aza ampiasaina ny pejin-dresany, satria izy tsy olombelona ary mbola tsy naitatra ny fahaizany mba hamaky ny hafatra hapetrakao !

Fandehanan'ity rôbô ity hanova

Ity rôbô ity dia miasa eto amin'i Wikipedia malagasy ary any amin'i Wikibolana amin'ny teny malagasy. Tsy dia miasa firy any aminny Wiki hafa izy satria tsy manana ny sata rôbô amin'ny fomba ofisialy, ary tsy ampiasaina any mba tsy ho hitan'ny be sy ny maro amin'ny fanovana farany ny fanampiana rohy ataon'ity rôbô ity, satria manelingelina ny famakiana.

Ny asa ataon'i Bot-Jagwar eto amin'i Wikipedia malagasy amin'ny ankapobeny dia mamorona lahatsoratra, manao asa fanoloana ary manao asa fanampiana rohy interwiki mba hampahalala izay mpamaky mety mahay teny malagasy ny fisian'ny santiôna malagasin'ilay lahatsoratra vangiany amin'ny fiteny vahiny.

Fotoana anaovany ny fanovana hanova

Ny asa izay mangataka loharano maro dia maro (asa fanoloana), na izay mangata-potoana lehibe (asa fanampiana rohy interwiki) dia atao amin'ny andro alina (izany hoe amin'ny valo ora hatramin'ny valora maraina amin'ny ora GMT+1). Ireo asa ataony mila ambesana (sao dia misy hadisonaa) dia atao amin'ny andro atoandro (folo ora hatramin'ny valo ora hariva amin'ny ora GMT+1). Ny tompony, Jagwar, ary i Jagwar ihany, no mampandeha azy.


Jerena ny tatitra soratan'i Bot-Jagwar
Eto no misy ny ambangovangon'ny zavatra ataony ankehitriny, ny tompony no manoratra ity ambangovangony ity