Rindrankajy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Alno (dinika | fandraisan'anjara)
mise à jour, interwikis
Alno (dinika | fandraisan'anjara)
k fiteny anglisy +categ
Andalana faha-1:
Ny '''rindrankajy''' ([[Anglisy fiteny anglisy|anglisy]]: ''software'') dia teny avy amin'ny teny roa ''soft'' sy ''ware'' izay midika hoe ''malemy'' sy ''entana'' izany hoe ''entana malemy''(na azo ahova) izay mifanohitra amin'ny ''entana mafy'' tsy azo ahova ([[hardware]]). Eo amin'ny [[informatika]] dia hita mazava tsara ny tsy fitoviana satria ny ''software'' dia tsy maintsy tehirizina ao anaty [[fitadidiana]] ary ny [[hardware]] dia izay entana rehetra azo tsapain-tanana.
 
Raha ampitahaina amin'ny [[olombelona]] dia ny [[saina]] no ''software'' ary ny [[vatana]] sy ny [[loha]] kosa dia [[hardware]]. Ny [[saina]] tsy misy raha tsy eo [[loha]] sy [[vatana]] mitahiry azy ary dia toy izany koa ny ''software'' tsy misy raha tsy eo ny [[hardware]] mitahiry azy.
Andalana faha-25:
<references/>
 
[[Category:Rindrankajy|* ]]
[[Category:Informatika]]
[[ar:برمجيات]]