M'boutah: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Kokoazik (dinika | fandraisan'anjara)
Page créée avec « M'boutah - 1998 – 1999: seho an-tsehatra voalohany tao amin'ny trano fisakafoana Kabary Antsirabe, nisalorany ny anarana hoe Tamboho, gadona nentindrazana Malagasy sy ny re... »
 
Alno (dinika | fandraisan'anjara)
k #REDIRECT M'Boutah
 
Andalana faha-1:
#REDIRECT [[M'Boutah]]
M'boutah
- 1998 – 1999: seho an-tsehatra voalohany tao amin'ny trano fisakafoana Kabary Antsirabe, nisalorany ny anarana hoe Tamboho, gadona nentindrazana Malagasy sy ny reggae
Fandraisam-peo ny kapila mangirana voalohany gadona reggae niaraka tamin'i Biba.
*-2000 :Ny tena niforonan'ny tarika Tamboh.
*-2002 : Fandraisam-peo an-tsehatra ny kapila mangirana ahitana ny sangan'asa volahan'ny Tamboho.
* - 2003 : Seho an-tsehatra fanokafana ny fankalazana ny Madajazzcar tao Antsirabe niaraka tamin'i Jacquis Ralph ( mpitendry gitara jazz Malagasy).
* « Zix » dia niditra dia tao amin'ny tarika, izay niova ho M'Boutah
* - 2005 : fivoahan'ny raki- kira voalohany amin'ny sangan'asan'ny M'Boutah mitondra ny anarana hoe Dess Elm ( gadona netindrazana Malagasy mifangaro )
* Seho an-tsehatra ny tarika M'Boutah tao amin'ny Alliace Française Antsirabe (sangan'asan'ny tarika M'Boutah rehetra )
* Nandritra izay enina taona izay, ny tarika dia nanafana lanona maro tao Antsirabe ary niara niasa akaiky tamin'ny Alliance Française tamin'ny alalalan'ireo hetsika ara kolon-tsaina nokarakaranin'ity farany, indrindra ireo fankalazana ny fetin'ny mozika. Nanao hetsika hafa koa ny tarika tamin'ireo Alliances Françaises amin'ny faritra manodidina an'Antsirabe
* - 2006 : Fandraisam-peo sy famoahana ny raki-kira ''RAOMILY'' narahin'ireo fampisehoana maro nampahafantarana ny tarika ( tao amin'ny Alliance Antsirabe, CCAC Tana, CGM Tana, tapany voalahany ny Tôty Group tao Tana, festival Madajazzcar tao Fianarantsoa. )
* Fidiran'i Cédric tao amin'ny tarika teo amin'ny sehatrin'ny gadona mihetsiketsika.
* - 2007 : Seho an-tsehatran'ny M'Boutah tao amin'ny Alliance Française Antsirabe niaraka tamin'i Silo ary nanasana koa an'i Tôty.
Seho an-tsehatra maro sy lanonana an-trano tao Tana ( Piment café, Jardin, Kudeta, Bus
* Seho voalohan'ny Sylvia Howard tao amin'ny CCESCA Tana nandritran'ny fankalazana ny Madajazzcar .
* -2008 : Seho an-tsehatra tamin'ny fankalazana iraisam-pirenena DONIA
* Seho an-tsehatra tamin'ny fankalazana ny mozika miaina Mada ANGAREDONA natao tao Antananarivo.
* Raki-kira vaovao mbola eo an-dalam-pikarakarana. Fanombohan'ny fandraisam-peo ao amin'ny studio Kokoa.
* - 2009 : Famitana ny Raki-kira farany ''...TSABO...'' ary mivoaka amin'ny tranon-kala kokoazik.com.
* Fanomanana ny Raki-kira vaovao amin'ny gadona nentindrazana tanteraka.
* Ny tarika dia voafantina ny hitondra ny anaran'ny Madagasikara amin'ny Festival de la Francophonie amin'ny septembra 2009 any Liban.
Teo anelanelan'ny taona 2006 sy 2009, ny talentan'ny tarika M'Boutah dia miha taratra hatrany eo amin'ny sehatran'ny mozika Malagasy ary ny tarika dia fantatra amin'ny mpanakantony amin'ny fahaizany sy ny mpikambana fanta-daza miraka aminy.