Talmodan' i Babilôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Talmodan'i Babilona ho Talmodan' i Babilôna i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Talmud set.JPG|vignette|330x330px|Talmodan' i BabilonaBabilôna]]
Ny '''Talmodan' i BabilonaBabilôna''' dia asasoratra misy ny fivoasana ny [[Soratra Masina|Soratra Masin]]' ny [[jodaisma]] izay nangonina tamin' ny taonjato faha-6 tao amin' ny diasporadiaspôra jiosy tany [[Babilonia|Babilônia]]. Iray amin' ny [[Talmoda]] roa izy ka ny faharoa dia ny [[Talmodan' i Jerosalema]]. Ny famelabelarana ao amin' ny Talmodan' i BabilonaBabilôna dia nalamina ho vondron-kevitra enina, sahala amin' ny [[Misnà]], atao amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''sedarim''. Ny vondron-kevitra tsirairay dia mamahavaha lohahevitra foibe miaraka amin' ny lohahevitra maro hafa koa.
 
Amin' ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe תלמוד בבלי /''Talmud Bavli'' ny Talmodan' i BabilonaBabilôna.