Fokom-pirenen' i Dana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fokon'i Dana ho Fokon' i Dana i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:12_Tribes_of_Israel_Map.svg|vignette|483x483px|Sarintanin'ny foko 12n'i Israely]]
Ny '''fokon' i Dana''' dia iray amin'ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folon'i Israely]]. Ny tanin' ny fokon' i Dana dia hodidinin' ny an' i [[Fokon'i Benjamina|Benjamina]] sy ny [[Fokon'i Jodà|an' i Jodà]] ao atsinanana sy ao atsimo, ny [[Fokon'i Efraima|an' i Efraima]] ao avaratra ary ny [[Ranomasina Mediteranea]] ao andrefana. Isan' ny Fanjakan' i Samaria na Fanjakan' i Israely ny fokon' i Dana ka [[Fahababoana tany Asiria|nataon' ny Asiriana sesitany]] tamin' ny taona 722 tal. J.K. niaraka tamin' ireo fokon' i Israely sivy hafa.
 
== I Dana ==