Teboka (jeômetria): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Jeômetria
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 4 Septambra 2021 à 11:36

Ny teboka dia ny singa farany kely indrindra ao amin' ny erana ara-jeômetria, izany hoe toerana tsy azo anavahana toerana faha afa-tsy izy ihany, izay tsy manana na halava na sajany na hatevina.

Teboka vitsivitsy (miloko mena) ao amin' ny erana eoklidiana

Jereo koa