Fiteny rosiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k nanova ny anaran'i Fiteny rosy ho Fiteny rosiana i Jagwar
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
|sata=teny ofisialin'i {{Rosia}}, {{Kazakstana}}, {{Belarosia}} ary {{Firenena Mitambatra}}
}}
Ny '''fiteny rosy''' (na teny '''rosiana''') dia [[fiteny silavaslava]] tenenina eny amin' ny firenen' ny [[Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika|Firaisana Sovietika]] taloha. Ny fiteny rosyrosiana dia manana sata ofisialyôfisialy any [[Rosia]], [[Kazakstana]], [[KirgiszistanaKirgizistana]], [[Belarosia]]. Na dia tsy manana sata ofisialyôfisialy aza izy, ampiasain' ny firenen' ny Firaisana SovietikaSôvietika taloha ho fiteny ifandraisana amin' ny vahiny ny fiteny rosyrosiana. Araka izany dia isaina eo amin' ny zato100 tapitrisa eo ho eo ny nianatra ilay fiteny erakeran' izao tontolo izao. Raha atambatra amin' ny isan' ny olona lehibe tamin' ny fiteny rosyrosiana izany dia eo amin' ny 255 tapitrisa eo ho eo ny isan' ny olona miteny rosyrosiana. Noho ny hatanjakatanjaka ara-tafiky ny Firaisana SovietikaSôvietika taloha dia anisan' ny teny ofisiainôfisiain' ny [[Firenena MitambatraMikambana]] ny fiteny rosyrosiana miaraka amin' ny teny[[fiteny arabo]], [[Fiteny anglisy|anglisy]], [[Fiteny espaniôla|espaniola]], [[Fiteny frantsay|frantsay]] ary [[Fiteny sinoa|sinoa]].
 
== Fanononana arysy soratra ==
 
Zava-dehibe amin' ny fiteny rosyrosiana ny tsindrom[[Tsindrimpeo|tsindrim-peo]], izay miovaova araky ny teny. Miova arak' izany ny fanononana ireo [[zanapeo ]]: afohezinahafohezina ny zanapeo tsy mananamisy tsindrim-peo.
 
Soratana amin' ny alalan' ny [[abidy sirilika]] manana litera 33 ny fiteny rosyrosiana. Misy fomba roa fanononana ny renifeo: mateza ary malemy.
 
{| class=wikitable
|+ '''Tabilaon' ny abidy sirilika ankehitriny'''
|-
|- align="center" bgcolor="#cccccc"
Andalana faha-86:
|}
 
[[Sary:CarteLangueRusse.png|180px346x346px|ankavanana|saritan'ny tany miteny Rosy]]
 
{{ref}}