Antiôkia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Antiokia ho Antiôkia i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''AntiokiaAntiôka''' na '''Antiôka''' dia tanàna manan-tantara miorina eo amoron'ny renirano OrontaÔrônta akaikin' ny tanànan' i Antakya ao [[Torkia]]. Tamin' ny andron'ireo ny [[ApostolyApôstôly roa ambin'ny folo|ApostolyApôstôly]] sy taoriany dia lasa ivon-toeran' ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] tany ivelan' i [[Palestina]] ilay tanàna. Ao no niaingan' ny fitondrana landy. Nanomboka tamin' ny taonjato faha-6 dia maro ireo firenena nifandimby namabo an' i Antiokia:
 
* babon' ny [[Persia|Persiana]] izy tamin' ny taona 540 taor. J.K.;
* azon' ny [[Arabo (olona)|Arabo]] tamin'ny taona 636;
* tamin' ny taona 969 dia ny [[Empira Bizantina|Bizantina]] no nanjaka taminy;
* ny [[Seljokida|Torka Seljokida]] no nandimby an' ireo tamin' ny taona 1084;
* tonga tao ka naka azy koa ireo Kristiana nanao [[Kroazada]] tamin' ny taona 1098;
* avy eo ireo [[Mamelòka]] tamin' ny taona 1268.
 
Nisy ady sy horohoron-tany nandritra ny taonjato telo ambin' ny folo izay nandrava ny tanàna. Ny horohoron-tany tamin' ny taona 526 taor. J.K. dia namono olona mihoatra ny 250. 000, ka nanapotika tanteraka ilay tanàna. Tamin' ny taona 1516 dia azon' ireo [[Torkia|Torka]] ny tanàna ka lasa isan' ny [[Empira otomànaôtômàna]] hatramin' ny fiafaran' ny [[Ady Lehibe Voalohany|Ady Lehibe Volalohany]]. Lasa tanànan' ny Torka ihany izy tamin' ny taona 1939.
 
== Tantarany ==
 
=== ITamin' Antiokia tamin'ny andron'nyAndro SeleokidaTaloha ===
Naorin'i Seleokosy I Nikatora tamin'ny taona 300 tal. J.K. i Antiokia. I [[Seleokosy I]] no nandimby an'i [[Aleksandra Lehibe]]. Natao hoe ''Antiokia'' ny anaran'ilay tanàna ho fahatsiarovana sy ho fanomezam-boninahira an'i [[Antiokosy IV Epifanesy|Antiokosy]] sady lasa renivohitr'i [[Siria (faritra)|Siria]] tao amin'ny Empira seleokida. ''Ἀντιόχεια'' / ''Antiokheia'' no fiantsoana azy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]], izay midika hoe "tananan'i Antiokosy".
 
==== I AntiokiaAntiôkia tamin' ny andron' ny RomanaSeleokida ====
Ny tantara momba ny fomban'ireo [[Barbariana]], araka an'i Jean Malas<ref><small>Jean Malalas, ''Chronographie'', <abbr>pp.</abbr> 199-204 (éd. Dindorf).</small></ref> dia manazava fa tamin'ny fanorenana ilay tanana dia nisy fanaovana sorona olona, dia zazavavy atao hoe Aimatê. Izy no lasa andriamanibavin'ny tanàna ary nanorenan'i Seleokosy toera-masina isan'ny lehibe indrindra.
Naorin' i [[Seleokosy I Nikatora|Seleokosy I Nikatôra]] tamin' ny taona 300 tal. J.K. i AntiokiaAntiôkia. I [[Seleokosy I]] no nandimby an' i [[Aleksandra Lehibe]]. Natao hoe ''AntiokiaAntiôkia'' ny anaran' ilay tanàna ho fahatsiarovana sy ho fanomezam-boninahira an' i [[Antiokosy IV Epifanesy|AntiokosyAntiôkôsy]] sady lasa renivohitr' i [[Siria (faritra)|Siria]] tao amin' ny [[Empira seleokida]]. ''Ἀντιόχεια'' / ''Antiokheia'' no fiantsoana azy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]], izay midika hoe "tananan' i AntiokosyAntiôkôsy".
 
Ny tantara momba ny fomban' ireo [[Barbariana]], araka an' i Jean Malas<ref><small>Jean Malalas, ''Chronographie'', <abbr>pp.</abbr> 199-204 (éd. Dindorf).</small></ref> dia manazava fa tamin' ny fanorenana ilay tanana dia nisy fanaovana sorona olona, dia zazavavy atao hoe Aimatê. Izy no lasa andriamanibavin' ny tanàna ary nanorenan' i SeleokosySeleokôsy toera-masina isan' ny lehibe indrindra.
Eo amin'ny fihaonan'ny lalana falehan'ny mpivarotra avy amin'ny faritra maro i Antiokia, fihaon'ny lalana mankany [[Anatolia]] sy [[Mesopotamia]] ary any [[Jodea]], ka nanjary ivon'ny varotra sady lasa tanàna malaza sy mahafinaritra eran'izao tontolo izao tamin'izany fotoana izany. Lasa ivontoeran'ny fampielezana ny kolontsaina grika koa i Antiokia.
 
Eo amin' ny fihaonan' ny lalana falehan' ny mpivarotra avy amin' ny faritra maro i AntiokiaAntiôkia, fihaon' ny lalana mankany [[AnatoliaAnatôlia]] sy [[MesopotamiaMesôpôtamia]] ary any [[Jodea]], ka nanjary ivon' ny varotra sady lasa tanàna malaza sy mahafinaritra eran' izao tontolo izao tamin' izany fotoana izany. Lasa ivontoeran' ny fampielezana ny kolontsaina grika koa i AntiokiaAntiôkia.
Ny Grika sy ny Siriana no mponina maro an'isa ao Antiokia nefa ahitana [[Jiosy]] izay mitovy zo amin'ny mponina hafa koa ao. Niroborobo ny taozavatra ka hita ao ny fanaovan-damba, ny fanefena firavaka sy ny zava-tsarobidy hafa. Na dia izany aza dia tsy afaka nifaninana amin'i Aleksandria sy i Pergamosy izy amin'ny lafiny literartiora sy zava-kanto. Nisy mponina eo amin'ny 300 000 hatramin'ny 400 000 i Antiokia tamin'ny fiafaran'ny fanjakana helenistika.
 
Ny Grika sy ny Siriana no mponina maro an' isa aotao AntiokiaAntiôkia nefa ahitana [[Jiosy]] izay mitovy zo amin' ny mponina hafa koa ao. Niroborobo ny taozavatra ka hita ao ny fanaovan-damba, ny fanefena firavaka sy ny zava-tsarobidy hafa. Na dia izany aza dia tsy afaka nifaninana amin' i Aleksandria sy i Pergamosy[[Pergamôsy]] izy amin' ny lafiny literartiora sy zava-kanto i Antiôkia. Nisy mponina eo amin' ny 300 000 hatramin' ny 400 000 i AntiokiaAntiôkia tamin' ny fiafaran' ny fanjakana helenistika.
=== I Antiokia tamin'ny andron'ny Romana ===
Babon'ny Romana i Antiokia tamin'ny taona 64 tal. J.K. ka nanamboarany tempoly sy lapa ary toeram-pilalaovana tantara an-tsehatra sy lalan-drano mihantona ary lalana vita amin'ny rafitra marbra.
 
==== I Antiôkia tamin' ny andron' ny Rômana ====
Taorian'ny fahazoa'i [[Pompeio]] an'i Antiokia tamin'ny taona 64 taor. J.K. dia lasa renivohitry ny faritanin'i Siria io tanàna io. Natao hoe "Satroboninahitry ny Tany Antsinanana" i Antiokia. Tamin'ny nitondran'i [[Tiberio (emperora)|Tiberio]] dia nisy mponina eo amin'ny 500 000 i Antiokia sady lasa tanan-dehibe fahatelo teo amin'ny Empira romana aorian'i Roma sy i Aleksandria.
Babon' ny Romana[[Empira Rômana|Rômana]] i AntiokiaAntiôkia tamin'ny taona 64 tal. J.K. ka nanamboarany tempoly sy lapa ary toeram-pilalaovana tantara an-tsehatra sy lalan-drano mihantona ary lalana vita amin' ny rafitra marbra.
 
Taorian' ny fahazoafahazoan'i [[Pompeio|Pômpeio]] an' i AntiokiaAntiôkia tamin' ny taona 64 taor. J.K. dia lasa renivohitry ny faritanin' i Siria io tanàna io. Natao hoe "Satroboninahitry ny Tany Antsinanana" i AntiokiaAntiôkia. Tamin' ny nitondran' i [[Tiberio (emperora)|Tiberio]] dia nisy mponina eo amin' ny 500 000 i AntiokiaAntiôkia sady lasa tanantanàn-dehibe fahatelo teo amin' ny Empira romanarômana aorian' i Roma[[Rôma]] sy i Aleksandria.
Maro ireo emperora nifandimby izay nanamboatra toera-masina sy tempoly ho an'ny andriamaniny, ao koa ireo nanamboatra toeram-piandroana rano mafana, ny nanamboatra lalana anaty tanàna, sary vongana ho an'ireo andriamaniny, lapa sns. tao Antiokia. Matetika i Antiokia no lasa toeram-ponenana sy fialan-tsasatry ny emperora.
 
Maro ireo emperora nifandimby izay nanamboatra toera-masina sy tempoly ho an' ny andriamaniny, ao koa ireo nanamboatra toeram-piandroana rano mafana, ny nanamboatra lalana anaty tanàna, sary vongana ho an' ireo andriamaniny, lapa sns. tao AntiokiaAntiôkia. Matetika i AntiokiaAntiôkia no lasa toeram-ponenana sy fialan-tsasatry ny emperora.
Niadian'ny [[Persia|Persiana]] sy ny Romana i Antiokia teo anelanelan'ny taona 252 sy 540 ka indraindray lasan'ny Persiana indrainjdray miverina amin'y Romana. Tamin'ny nahazoan'ny Persiana an'i Antiokia dia nasesitany tany [[Iràna]] ny ankabetsahan'ny mponina tao.
 
Niadian' ny [[Persia|Persiana]] sy ny RomanaRômana i AntiokiaAntiôkia teo anelanelan'ny taona 252 sy 540 ka indraindray lasan' ny Persiana indrainjdrayindraindray miverina amin'y Romanany Rômana. Tamin' ny nahazoan' ny Persiana an' i AntiokiaAntiôkia dia nasesitany tany [[Iràna Lehibe|Iràna]] ny ankabetsahan' ny mponina tao.
=== I Antiokia kristiana ===
Tamin'ny andron'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] dia nitoriana ny [[Vaovao Mahafaly]] ny tao Antiokia ka lasa ivon-toeran'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] tany ivelan'i [[Palestina]].
 
==== I AntiokiaAntiôkia kristiana ====
I Antiokia, izay tsy tokony hafangaro amin'i Antiokia any Pisidia, dia lasa toerana nampiroborobo ny fivavahana kristiana vao nanomboka. Nivoatra avy ao ny fiangonan'ny mpanara-dia an'i Kristy tamin'ireo taona voalohandohan'ny kristianisma. Araka ny [[Asan'ny Apostoly]] (Asa. 11.26) ao amin'ny [[Baiboly]] dia tao Antiokia no nahazoan'ny mpianatr'i Jesoa ny anarana hoe ''Kristiana''.
Tamin' ny andron'ireo ny [[ApostolyApôstôly roa ambin'ny folo|ApostolyApôstôly]] dia nitoriana ny [[Vaovao Mahafaly]] ny mponina tao AntiokiaAntiôkia ka lasa ivon-toeran' ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] tany ivelan' i [[Palestina]].
 
I AntiokiaAntiôkia, izay tsy tokony hafangaro amin' i AntiokiaAntiôkia any Pisidia, dia lasa toerana nampiroboroboniroboroboan' ny fivavahana kristiana vao nanomboka. Nivoatra avy ao ny fiangonan' ny mpanara-dia an' i [[Kristy]] tamin' ireo taona voalohandohan' ny kristianisma. Araka ny [[Asan'ny ApostolyApôstôly|Asan' ny Apôstôly]] (Asa. 11.26) ao amin' ny [[Baiboly]] dia tao AntiokiaAntiôkia no nahazoan' ny mpianatr' i [[Jesoa]] ny anarana hoe ''Kristiana''.
Tao Antiokia no nitoeran'ireo patriarka kristiana tany Atsinanana izay nilaza fa nandova an'i [[Petera]] izay voalazan'ny [[lovantsofina]] fa [[eveka]] voalohan'io tanàna io.
 
Tao AntiokiaAntiôkia no nitoeran' ireo patriarka kristiana tany Atsinanana izay nilaza fa nandova an' i [[Petera]] (na Piera) izay voalazan' ny [[lovantsofina]] fa [[eveka]] voalohan' io tanàna io.
Araka ny tantara taty ariana, atao hoe ''Legenda aurea'' ("''Ny Angano volamena''"), dia lasa eveka voalohan'i Antiokia ny apostoly Petera rehefa avy nanova ho kristiana ny andriandahy nitondra tao. Tamin'ny fiantombohan'ny taonjato faha-2 dia voalamina tsara ny fiangonan'i Antiokia ka i [[Ignatio avy any Antiokia|Ignatio]] (na [[Ignasy avy any Antiokia|Ignasy]]) no evekany nanomboka tamin'ny taona 69 taor. J.K.
 
Araka ny tantara taty arianaaoriana, atao hoe ''Legenda aurea'' ("''Ny Angano volamena''"), dia lasa eveka voalohan' i AntiokiaAntiôkia ny apostolyapôstôly Petera rehefa avy nanova ho kristiana ny andriandahy nitondra tao. Tamin' ny fiantombohan' ny taonjato faha-2 dia voalamina tsara ny fiangonan' i AntiokiaAntiôkia ka i [[Ignatio avy any Antiokia|Ignatio]] (na [[Ignasy avy any Antiokia|Ignasy]]) no evekany nanomboka tamin' ny taona 69 taor. J.K.
Tokony ho tamin'ny taona 270 dia nizara ny Kristiana tao Antiokia ka ny sasany nomba an'i Paoly avy any Samosata izay mandà ny maha Andriamanitra an'i Kristy sady mampianatra fa olona nirahin'Andriamanitra fotsiny izy; fa ny sasany kosa nila ny fitsaran'ny emperora Aoreliano mba handroahana an'ireo voalohany ireo tsy honina ao amin'ny fonenan'ny eveka. Tamin'ny taonjato faha-4 dia noheverina ho matanjaka indrindra manaraka ny fiangonan'i Roma ny an'i Antiokia. Izy no tanàna voalohany tao amin'ny Empira izay nanamboatra katedraly lehibe (teo anelanelan'ny taona 327 sy 341) izay mbola mitahiry ny sisan-taolan'i Joliano avy any Antiokia.
 
Tokony ho tamin' ny taona 270 dia nizara ny Kristiana tao AntiokiaAntiôkia ka ny sasany nomba an' i [[Paoly avy any Samosata]] izay mandà ny [[Andriamanitra Zanaka|maha Andriamanitra an' i Kristy]] sady mampianatra fa olona nirahin' Andriamanitra fotsiny izy; fa ny sasany kosa nila ny fitsaran' ny emperora Aoreliano mba handroahana an' ireo voalohany ireo tsy honina ao amin' ny fonenan' ny eveka. Tamin' ny taonjato faha-4 dia noheverina ho matanjaka indrindra manaraka ny fiangonan' i RomaRôma ny an' i AntiokiaAntiôkia. Izy no tanàna voalohany tao amin' ny [[Empira Rômana|Empira]] izay nanamboatra [[katedraly]] lehibe (teo anelanelan' ny taona 327 sy 341) izay mbola mitahiry ny sisan-taolan' i Joliano avy any AntiokiaAntiôkia.
Nihanihen-daza i Antiokia teo amin'ny lafiny fivavahana kristiana rehefa nihanandroso i [[Konstantinopoly]] sy natsangana ho patriarkata i Jerosalema. Lasa lefy hery ny fiangonan'i Antiokia vokatr'ireo "[[fampianaran-diso]]" toy ny [[Arianisma (teolojia)|arianisma]] sy ny [[nestorianisma]] ary ny [[monofizitisma]].
 
Nihanihen-daza i Antiokia teo amin'ny lafiny fivavahana kristiana rehefa nihanandroso i [[KonstantinopolyKônstantinôpôlisy|Kônstantinôpôly]] sy natsangana ho patriarkata i [[Jerosalema]]. Lasa lefy hery ny fiangonan' i AntiokiaAntiôkia vokatr' ireo "[[fampianaran-diso]]" toy ny [[Arianisma (teolojia)|arianisma]] sy ny [[nestorianisma|nestôrianisma]] ary ny [[monofizitismaMônôfizisma|mônôfizitisma]].
Tamin'ny taonjato faha-4 sy faha-5 dia nisy sekoly teolojika izay nandray anjara tamin'ny fifandirana teolojika tamin'izany fotoana izany izay nanohana ny tokony handraisana ara-bakiteny ny zavatra voasoratra ao amin'ny [[Baiboly]]. Nalaza tamin'izany i Diodora avy any Tarsy, i Teodoro avy any Mopsoestia (atao hoe koa Teodoro avy any Antiokia), i Teodoreto avy any Kiro ary indrindra i Joany Krisostomo. Nanohitra indrindra ny sekolin'i Aleksandria izay nanohana ny fandraisana an-tsarinteny (alegorika) ny [[Soratra Masina]] izany.
 
Tamin' ny taonjato faha-4 sy faha-5 dia nisy sekoly teolojikateôlôjika izay nandray anjara tamin' ny fifandirana teolojikateôlôjika tamin' izany fotoana izany izay nanohana ny tokony handraisana ara-bakiteny ny zavatra voasoratra ao amin' ny [[Baiboly]]. Nalaza tamin' izany i DiodoraDiôdôra avy any Tarsy, i TeodoroTeôdôro avy any MopsoestiaMôpsoestia (atao hoe koa TeodoroTeôdôro avy any AntiokiaAntiôkia), i TeodoretoTeôdôreto avy any Kiro ary indrindra i Joany KrisostomoKrisôstômo. Nanohitra indrindra ny sekolin' i Aleksandria izay nanohana ny fandraisana an-tsarinteny (alegorikaalegôrika) ny [[Soratra Masina]] izany.
=== Andro Antenantenany ===
Nisy horohorontany nadrava ny tanàna tamin'ny taona 526, ka olona miisa 250 000 no tra-pahavoazana tamin'izany, avy eo babon'ny [[Persia|Persiana]] sy norobainy tamin'ny taona 540 ka ny ankamaroan'ny mponina tao dia natao sesitany tany amin'ny manodidina an'i Ekbatana. Namboarin'i Jostiniano indray ilay tanàna ka nanamboarany manda sady nomeny anarana hoe ''Theoupolis'' ("Tanàn'Andriamanitra").
 
=== Andro Antenantenany ===
Azon'ny Persiana sasanida tamin'ny taona 614 i Antiokia avy eo azon'i Heraklio indray nefa nalain'ny Arabo tamin'y taona 638 nandritra ny naha kalifa an'i Omar. Lasa tanana bizantina indray i Antiokia tamin'ny taona 966 tamin'ny nahazoan'i Nikeforo II Fokasy azy. Avy tao amin'io tanàna io ny emperora bizantina Konstantino Monomako (na Konstantino IX).
Nisy horohorontany nadrava ny tanàna tamin' ny taona 526, ka olona miisa 250 000 no tra-pahavoazana tamin' izany, avy eo babon' ny [[Persia|Persiana]] sy norobainy tamin' ny taona 540 ka ny ankamaroan' ny mponina tao dia natao sesitany tany amin' ny manodidina an' i Ekbatana. Namboarin' i Jostiniano indray ilay tanàna ka nanamboarany manda sady nomeny anarana hoe ''Theoupolis'' ("Tanàn' Andriamanitra").
 
Azon' ny [[Empira sasanida|Persiana sasanida]] tamin' ny taona 614 i AntiokiaAntiôkia avy eo azon' i Heraklio indray nefa nalain' ny Arabo tamin'y ny taona 638 nandritra ny naha kalifa an' i Omar. Lasa tanana bizantina indray i AntiokiaAntiôkia tamin' ny taona 966 tamin' ny nahazoan' i NikeforoNikefôro II FokasyFôkasy azy. Avy tao amin' io tanàna io ny emperora bizantina KonstantinoKônstantino MonomakoMônômako (na KonstantinoKônstantino IX). Tokony ho taonjato iray taty aoriana, tamin' ny taona 1084 dia lasan' ny [[Seljokida|Torka seljokida]] ny tanàna.
Tokony ho taonjato iray taty aoriana, tamin'ny taona 1084 dia lasan'ny Torka seljokida ny tanàna.
 
Azon' ireo Kristiana nanao [[kroazada]] i AntiokiaAntiôkia tamin' ny taona 1098 rehefa avy natao fahirano nandritra ny valo volana. Taorian' ny fandresen' i Saladin tamin' ny ady tao Hattin tamin' ny taona 1187. Azon' ilay [[soltana]] [[mamelòka]] atao hoe Baybars ny tanàna tamin' ny taona 1268 ka tapitra tamin' izay ny fisian' ny kristianisma tao [[Siria (faritra)|Siria]].
 
=== Andro Vaovao ===
Azon' ny Torka i AntiokiaAntiôkia tamin' ny taona 1489 ka nasiany tobi-milisy (torka: ''Yeniçeri''). Lasa tanana mitokana i AntiokiaAntiôkia ka tsy nandalovan' ny lalana fivezivezen' ny varotra mankany Alepo (fr.: ''Alep''; angl: ''Aleppo''; arabo: ''Ḥalab''), tanàna any Siria. Ireo sambo avy any Eoropa[[Eorôpa]] dia mampidina entana ao Aleksandreta na Iskenderona (torka: ''İskenderun'') tamin' ny taonjato faha-17. Ny entam-barotra dia nandray ny lalana makany Alepo izay ahitana solontena eoropeanaeorôpeana ka isan' izany ny an' i [[Frantsa]] nanomboka tamin' ny nanjakan' i François I. Tsy ao AntiokiaAntiôkia intsony no nanaovana ny raharaham-barotra fa any an-kafa.
 
Tamin' ny taona 1832 dia nalain' i Ibrahim Pacha tamin' ny anaran' ny rainy Muhammad Ali (fr.: ''Mehemet'' ''Ali''), lefitry ny mpanjakan' i Ejipta, i AntiokiaAntiôkia. Naverina tamin' ny Torka i AntiokiaAntiôkia nandritra ny "filaminan' i Kotahia" (''Kütahya'') nanomboka tamin' ny taona 1833. Ahitana vahoaka sy foko isan-karazany ao AntiokiaAntiôkia. Ny ankamaroany dia Siriana, mihabetsaka koa ireo voanjo torka, ahitana vahoaka kristiana betsaka koa ao, indrindra ny Grika sy ny Armeniana.
 
Izany fahasamihafan' ny foko misy ao izany dia niteraka fifandrafian' ny mponina tao AntiokiaAntiôkia tamin' ny fanombohan' ny taonjato faha-20. Nisafidy ny hanohitra tamin' ny fampiasana fitaovam-piadiana ny Armeniana izay niharan' ny fanenjehana tamin' ny taona 1915 ka nihataka teny amin' i Mosa Dagh ("Tendrombohitr' i Mosesy" / "Tendrombohitr' i Môizy"), eo anelanelan' ny tanànan' i AntiokiaAntiôkia sy ny ranomasina, ary notaterin' ny tafika an-dranomasina frantsay efa tamin' ny fotoana farany hiala avy ao.
 
Amin' izao androntsika izao (taonjato faha-21) dia iadian' i Siria sy i Torkia i AntiokiaAntiôkia (izay ataon' ny Torka hoe ''Antakya''). Latsaky ny 4600046 000 ny isan' ny mponina tao Antakya tamin' ny taona 1970 nefa niisa 400. 000 any ho any izany tamin' ny taonjato faha-2 taor. J.K.
 
== Jereo koa ==