Valim-pikarohana

Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).
  • Ny (5773) 1989 NO dia anisan'ny zavatra madinidinika ao amin'ny habakabaka izay hita fa mihodikodina manodidin'ny Masoandro. Ity zavatra madinidinika ity...
    1 kio (teny 124) - 10 Martsa 2021 à 21:48
  • Vignette pour Fahatongavana ho nofo (kristianisma)
    fitarihan-tenin' ny Evanjelin' i Joany Izany fampianarana izany (Joa. 1.14). Izany no ivon' ny kristôlôjia. Amin' ny Ktistiana trinitariana, ny fahatongavana ho...
    1 kio (teny 130) - 28 Aprily 2024 à 13:09
  • Velarantany ― Raha ny nosy eran-tany no resahina dia Madagasikara no fahefatra lehibe indrindra. Raha tia ny handalina mihoatra kokoa momba ny velaran-tanin'ny...
    408 octet (teny 49) - 11 Aogositra 2021 à 05:12
  • Vignette pour Jopitera
    I Jopitera (marika: ) no planeta lehibe indrindra ao amin' ny rafitry ny Masoandro, mavesatra kokoa noho ny fitambaran' ireo planeta hafa mikambana izy...
    478 octet (teny 58) - 5 Desambra 2023 à 10:36
  • Vignette pour Afelia
    zavatra eny amin' ny lanitra mihodidina ny Masoandro izay manalavitra indrindra ny ivon-danjan' ny Masoandro. Ny perihelia no mifanohitra amin' ny afelia....
    249 octet (teny 30) - 10 Martsa 2021 à 03:53
  • Vignette pour Perihelia
    zavatra eny amin' ny lanitra mihodidina ny Masoandro izay manakaiky indrindra ny ivon-danjan' ny Masoandro. Ny afelia no mifanohitra amin' ny perihelia ....
    245 octet (teny 30) - 10 Martsa 2021 à 04:01
  • fikambanan' ny olom-pirenena. Manana tany ny firenena, ao anatin' io tany io no misy ny fifehezany sy ny fahafahany. Ambony sy masi-mandidy amin' ny mponina...
    511 octet (teny 67) - 18 Mey 2021 à 15:03
  • Vignette pour Frantsa
    ny mponiny dia 65,1 tapitrisa tamin' ny 1 Janoary 2009. Ny fiteny frantsay no tenim-pirenen' i Frantsa. Ny fiteny hafa tenenina any Frantsa dia miisa dimy...
    12 kio (teny 1 026) - 5 Martsa 2024 à 22:04
  • Vignette pour Zavatra ara-kainkintana
    zava-kabakabaka, dia zavatra iray hita eo amin'i Habakabaka ; ny zon-kabakabaka no mifehy ny fitsipi-pampiasana ireny zavatra ireny. Ireo zavatra ara-kainkintana...
    643 octet (teny 63) - 14 Martsa 2013 à 10:32
  • Vignette pour Japàna
    izay miisa 126 tapitrisa mponina. I Tokyo izay manana mponina 30 tapitrisa no renivohitra ary tanàna lehibe indrindra ao Japàna ary eto amin' izao tontolo...
    5 kio (teny 434) - 15 Desambra 2022 à 18:49
  • Vignette pour Brezila
    firenena ngeza indrindra sy mivelatra indrindra any Amerika Latina. I Brasilia no renivohiny. Manana velarantany mirefy 8 547 400 km² sy mponina maherin' ny...
    6 kio (teny 489) - 6 Novambra 2023 à 08:49
  • Vignette pour Vy
    Fe (fanafohezana ny teny latina hoe Ferrum) ary manana isa atômika 26. Io no zavatra ferômanetika tena fantatra sy tena hita matetika indrindra amin' ny...
    1 kio (teny 145) - 19 Mey 2023 à 19:51
  • Vignette pour Espaina
    Espaina dia morontsiraka. Firenena be tendrombohitra i Espaina. I Espaina no firenena lehibe indrindra ary be mponina indrindra ao amin' ny Saikanosy Iberika...
    9 kio (teny 964) - 17 Jolay 2022 à 11:33
  • Vignette pour Alemaina
    zana-tanin' i Prosia (jereo Prusse amin' ny teny frantsay) izy ary ny Empira Prosy no nampiray an' i Alemaina taty aoriana: tamin' izany fotoana izany ny andron'...
    10 kio (teny 889) - 16 Febroary 2024 à 05:36
  • Vignette pour Ohio
    renivohitra-ny dia Colombus, manana velarana na 116.096 km² ny Ohio, ary 11.353.140 no isa ny mponina miaina any, ny tanàna ngeza indrindra any dia Cleveland sy...
    482 octet (teny 38) - 14 Novambra 2018 à 08:17
  • ohatra: olombelona, biby, zava-maniry,sns. Fa matetika dia ny tantaran'ny olona no tena ampiasana azy io. Fomba fiteny efa nampiasain'olona nanomboka tany amin'ny...
    873 octet (teny 101) - 17 Janoary 2020 à 04:34
  • Vignette pour Tany
    planeta fahatelo raha ny elanelany amin' ny Masoandro no heverina ary izy irery ankehitriny no fantatra fa onenan-java-miaina eo amboniny. Ny tany dia...
    2 kio (teny 234) - 24 Novambra 2023 à 12:30
  • Vignette pour Nebraska
    Firenena any ampivoan'ny etazonia ny Nebraska, Ny renivohitra-ny dia Lincoln, misy mponina 1.711.263 no miaina any, manana velarana...
    863 octet (teny 21) - 14 Novambra 2018 à 08:14
  • Vignette pour Tetiandro gregôriana
    Papa Gregôrio XIII no nampanao azy ka i Christophorus Clavius (manam-pahaizana zezoita alemàna sy matematisiana ary mpahay kintana) no nanomana ny fototry...
    2 kio (teny 354) - 13 Jolay 2023 à 18:46
  • anatin'ny 1/299 792 458 segondra. Amin'ny rafitra iraisam-pirenena dia io no refy ampiasaina rehefa mandrefy halavirana na habe. Ny metatra atao hoe metra...
    3 kio (teny 147) - 14 Martsa 2019 à 19:43
Hijery (20 taloha | ) (20 | 50 | 100 | 250 | 500).