Hanokatra ny renilisitra

Ny afelia dia teboky ny lalan'ny zavatra eny amin'ny lanitra mihodidina ny Masoandro izay manalavitra indrindra ny ivon-danjan'ny Masoandro. Ny hoe perihelia no mifanohitra amin'ny afelia.