Mananara Avaratra (renirano)

I Mananara Avaratra dia iray amin' ireo renirano lehibe any avaratra-atsinanan' i Madagasikara. Ao amin’ ny Helodranon' i Antongila (Ranomasimbe Indiana) akaikin’ ny tanànan’ i Mananara Avaratra ao amin’ ny Faritra Ambatosoa no misy ny vavany, 150 km ny halavany.

Renirano Mananara Avaratra

Jereo koa hanova