Manampatrana (renirano)

I Manampatrana dia onin' i Madagasikara ao amin' ny faritra Atsimo-Atsinanana, ao amin' ny faritanin' i Fianarantsoa, izay mivarina mankany atsinanana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana ao akaikin' i Farafangana. Ao atsimo-atsinanan' ny tangorom-bohitr' Andringitra sy ao amin' ny valan-javaboarin' Andringitra no ipoirany.

Manampatrana (Anosy Tsararafa)

Jereo koa hanova