Distrikan'i Vohimarina

Ny Distrikan'i Vohimarina na Vohémar dia distrika ao amin'ny Faritra Sava ao amin'ny tapany avaratr'i Madagasikara, ao amin'ny Faritanin'Antsiranana.

Jereo koaHanova

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Sava: