55°36′N 13°02′E / 55.600°N 13.033°E / 55.600; 13.033

Malmö
-
Velarantany 77,06 km2
Isam-ponina 301,706 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena Soeda
Faritany NC
Faritra Skåne

Malmö dia kaominina soeda ny faritra Skåne, Soeda. Ny isan' ny mponina ao aminy dia 301.706 araka.

Jeografia

hanova
 
Ny tetezana mankany Kaopenagy, eo ambonin'ny Øresund

Malmö dia any atsimo-andrefan'i Soeda. Ny tanàna dia mifandray amin'ny renivohitra Danemarka, Kaopenagy amin'ny tetezana manamorona ny Öresund.

Klioban'ny fanatanjahantena

hanova

Jereo Koa

hanova