Limpopo (renirano)

25°03′07″S 33°38′39″E / 25.051940°S 33.644170°E / -25.051940; 33.644170

Limpopo renirano
Limpopo renirano

Ny Reniranon'i Limpopo dia miakatra any Afrika Atsimo ary mikoriana miantsinanana amin'ny ankapobeny mamakivaky an'i  Mozambika mankany amin'ny Ranomasimbe Indianina. Eo akaikin'i Xai-Xai ny vavany.

Manodidina ny 1 750 km ny halavan’ilay renirano, ary 415 000 km2 ny dobo fanariana rano.