Kiwix dia rindra malalaka (logiciel libre raha amin'ny teny frantsay), io fitaovana io dia ahafahana mijery na miditra amin'ny pejy web izay tsy mila aterineto. Noho izany dia natao ampiasain'ireo mampiasa raki-pahalalana wikipedia amin'ny toerana tsy misy rezô izy io. Tehirizina ao amin'ny karta SDHC tsotra ilay izy, ary tamin'ny daty 1 Febroary 2013 no nivoahany voalohany, io fitaovana io dia niakatra 97% ny olona nampiasa azy tao amin'ny tranokala SourceForge.net no nahazahoana izany salanisa izany.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Kiwix 0.9 fisehoany

Ny toetoetrany ara-tekinika

hanova
 
Wikipedia ao amin'i kiwix

Ny kiwix dia azo ampiasaina amin'ny karazana sistema maro : GNU/Linux, MacOSX, iOS, Android ary Microsoft Windows. Manana varavaran-kely betsaka izy ary afaka anokafana lahatsoratra ihany koa sy ny fikarohana anaty. Azo avadika endrika PDF ny lahatsoratra wikipedia ao aminy.



Ny fomba fiasanany

hanova

Jereo koa

hanova

Rohy ivelany

hanova