Tranonkala
(tonga teto avy amin'ny Web)
Ny World Wide Web na Tranonkala, na Web fotsiny dia rafitra ara-panjakana mande ambon'ny Internet, ary afaka vangiana amin'ny rindrankajy internet ny pejy voatahiry anatin'ny tranonkala.

sary ny World Wide Web nataon'i Robert Cailliau
Isa ny zava-misy anatin'ny internet ny Web. Misy koa ny fampiasan'ny Internet afa, otra ny imailaka, ny Usenet, ny imailaka « instantane » sns. Voaforona teo arianan'ny Internet ny Web, fa ny web no nampalaza ny Internet.