Kirenaika
I Kirenaika na Sirenaika dia faritra ao Libia izay efa nitondra io anarana io tamin'ny Andro Taloha izay faritany rômana taloha tao amin'ny tanàna grika taloha atao hoe Kirena na Sirena. Atao hoe Κυρηναία / Kurênaía izy amin'ny teny grika fa Cyrenaica kosa amin'ny teny latina. Atao hoe برقة / Barqah io faritra io amin'ny teny arabo, fa Barka kosa amin'ny teny berbera.

Amin'izao fotoana izao dia ao Libia io faritra io. Tamin'ny 6 Marsa 2012 dia nanambara ny fizakan-genan'ilay faritr'i Kiranaika ireo loham-poko sy lohan-tafika tsy ara-dalàna. Nofoanan'ny Filankevitr'i Kirenaika izany fanambaràna izany tamin'ny 01 Jona 2013.