I Kartikeya na Skanda, ao amin' ny hindoisma, dia andriamanitry ny tafiky ny andriamanitra. I Devasena no andriamanibavy vadiny. Zanak' i Shiva sy i Pârvatî izy. Vanto-jaza mandrakizay (kumâra) izy ka itsaohana nandritra ny Empira Gupta (taonjato faha-3 hatramin' ny faha-6) izy tao India Avaratra izay nanao azy ho andriamanitra mpiaro ireo Chalukya (dinastia tamin' ny taonjato faha-6 ka hatramin' ny faha-12). Ao India Atsimo no mampalaza azy, ka ao izy dia fantatra amin' ny anarana amin' ny teny tamily hoe Murugan ("zazalahy").

Jereo koa hanova