Ny kapreôlo (Capreolus capreolus), dia karazana serfa. Ny kapreôlo dia serfa kely, mena ary volondavenona-volontsôkôlà, ary mifanaraka tsara amin'ny tontolo mangatsiaka. Miely patrana any Eoropa io karazana io, manomboka any Mediteranea ka hatrany Skandinavia, hatrany Ekosy ka hatrany Kaokazy, ary any atsinanana hatrany avaratr'i Iràna.

Kapreôlo